LABEL 510 dia label sy studio mahaleo tena, natokana ho an’ny famoronana, fampivelarana ary fampiroboroboana ireo mpanakanto. Amin’ny alalan’ny famokarana mozika, fandraketana feo, arrangement, mixage ary mastering, LABEL 510 dia manampy ireo talenta hanana feo matihanina sy maha-izy azy manokana eo amin’ny sehatry ny mozika.
LABEL 510 — Mamorona. Manandratra. Mamela dian-tokana.